Alaivo eto ilay izy ary é!

Tapatapaka be ilay izy en journée fa relanceko foana aloha.

Miandry an' i Mamy hody any antranony koa aho ahazahoana manadrana ilay manip natao taminy maraina iny.

Iny mantsy tsy mila chargena en ligne ohatran' ity fa tonga dia telechargen' i Dada directement ao anatin 'ny Freebox ato antrano.

Izay ary aloha é.